19 Mitsangàna! Aoka ianao hitaraindraina isan’alina, rehefa manomboka ny fiambenana maraina.+
Aborahy eo anatrehan’i Jehovah ny ao am-ponao+ ka avelao hikoriana toy ny rano.
Asandrato ho aminy ny tananao+ noho ny amin’ny ain’ny zanakao,
Izay safotra eny an-joron-dalana rehetra eny, noho ny mosary.+