Salamo 60:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mba hanavotana an’ireo tianao,+Dia vonjeo amin’ny tananao ankavanana izahay ka valio.+ 2 Korintianina 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanafaka anay tamin’ny loza saika nahafaty anay mantsy izy, ary mbola hanafaka anay koa.+ Ary manantena izahay fa mbola hanafaka anay indray izy amin’ny hoavy.+
10 Nanafaka anay tamin’ny loza saika nahafaty anay mantsy izy, ary mbola hanafaka anay koa.+ Ary manantena izahay fa mbola hanafaka anay indray izy amin’ny hoavy.+