1 Samoela 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nivavaka+ i Hana ka nanao hoe: “Mifaly amin’i Jehovah+ ny foko,Ao amin’i Jehovah no isandratan’ny tandroko.*+Misokatra ny vavako hamaly ny fahavaloko,Satria tena faly aho noho ny famonjena avy aminao.+ Salamo 75:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Ary hotapahiko ny tandroka rehetran’ny ratsy fanahy.”+Fa hasandratra kosa ny tandroky ny olo-marina.+ Salamo 92:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ianao kosa hanandratra ny tandroko ho toy ny an’ny ombidia,+Ary izaho hihosotra menaka mahamandimandina.+
2 Dia nivavaka+ i Hana ka nanao hoe: “Mifaly amin’i Jehovah+ ny foko,Ao amin’i Jehovah no isandratan’ny tandroko.*+Misokatra ny vavako hamaly ny fahavaloko,Satria tena faly aho noho ny famonjena avy aminao.+
10 “Ary hotapahiko ny tandroka rehetran’ny ratsy fanahy.”+Fa hasandratra kosa ny tandroky ny olo-marina.+
10 Ianao kosa hanandratra ny tandroko ho toy ny an’ny ombidia,+Ary izaho hihosotra menaka mahamandimandina.+