22 Nahazo ny fanampian’Andriamanitra+ anefa aho, ka mbola mijoro ho vavolombelona mandraka androany, na amin’ny madinika na amin’ny lehibe, ary tsy milaza afa-tsy izay nambara fa hitranga, araka ny voalaza ao amin’ny Mpaminany+ sy Mosesy,+
18 Tezitra anefa ireo firenena. Ary tonga ny fahatezeranao sy ny fotoana voatondro hitsarana ny maty sy hanomezana valisoa+ ny mpaminany mpanomponao+ sy ny olona masina sy izay matahotra ny anaranao, na ny kely na ny lehibe.+ Ary tonga koa ny fotoana handringanana+ izay manimba ny tany.”+