Salamo 86:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsinjovy aho, ka iantrao.+Omeo ny herinao ity mpanomponao,+Ary vonjeo ity zanaky ny mpanompovavinao.+ Lioka 1:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Hoy àry i Maria: “Intỳ aho mpanompovavin’i Jehovah!+ Enga anie ho tanteraka amiko izany araka ny teninao!” Dia nandao azy ilay anjely.
16 Tsinjovy aho, ka iantrao.+Omeo ny herinao ity mpanomponao,+Ary vonjeo ity zanaky ny mpanompovavinao.+
38 Hoy àry i Maria: “Intỳ aho mpanompovavin’i Jehovah!+ Enga anie ho tanteraka amiko izany araka ny teninao!” Dia nandao azy ilay anjely.