Salamo 140:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Manafina fandrika hahazoana ahy ireo manandra-tena.+Ary tady maro no apetrany eny amoron-dalana ho harato hamandrihana ahy.+Mamela-pandrika ho ahy+ izy ireo. Sela. Salamo 141:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Arovy aho mba tsy ho voaketoky ny fandrika napetrak’izy ireo,+Sy tsy ho azon’ny vela-pandriky ny mpanao ratsy.+ Salamo 142:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izany no nataoko rehefa rera-tsaina+ aho.Koa ianao no nahafantatra izay nalehako.+Eo amin’ny lalana izorako+No anafenan’izy ireo fandrika hahazoana ahy.+
5 Manafina fandrika hahazoana ahy ireo manandra-tena.+Ary tady maro no apetrany eny amoron-dalana ho harato hamandrihana ahy.+Mamela-pandrika ho ahy+ izy ireo. Sela.
9 Arovy aho mba tsy ho voaketoky ny fandrika napetrak’izy ireo,+Sy tsy ho azon’ny vela-pandriky ny mpanao ratsy.+
3 Izany no nataoko rehefa rera-tsaina+ aho.Koa ianao no nahafantatra izay nalehako.+Eo amin’ny lalana izorako+No anafenan’izy ireo fandrika hahazoana ahy.+