Salamo 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Miverena+ ka avoty aho,+ Jehovah ô!Vonjeo aho fa tsara fanahy sy be fitiavana ianao.+ Salamo 119:88 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 88 Tsimbino ny aiko noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Mba hanarahako ny fampahatsiahivana aloaky ny vavanao.+ Fitomaniana 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny hatsaram-panahy feno fitiavana+ asehon’i Jehovah no tsy maharipaka tanteraka antsika,+ satria tsy ho lany ny famindram-pony.+
88 Tsimbino ny aiko noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Mba hanarahako ny fampahatsiahivana aloaky ny vavanao.+
22 Ny hatsaram-panahy feno fitiavana+ asehon’i Jehovah no tsy maharipaka tanteraka antsika,+ satria tsy ho lany ny famindram-pony.+