Mpitsara 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nisy mpamonjy+ notendren’i Jehovah hamonjy azy. Tsy iza izany fa i Otniela+ zanak’i Kenaza+ zandrin’i Kaleba.+ Mpitsara 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa nafahako teo an-tanan’ny Ejipsianina sy izay rehetra nampahory anareo ianareo. Noroahiko tsy ho eo anatrehanareo ireny, ary nomeko anareo ny taniny.+ Lioka 1:71 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 71 Nilaza tokoa mantsy izy fa hamonjy antsika amin’ny fahavalontsika sy amin’ny tanan’izay rehetra mankahala antsika.+
9 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nisy mpamonjy+ notendren’i Jehovah hamonjy azy. Tsy iza izany fa i Otniela+ zanak’i Kenaza+ zandrin’i Kaleba.+
9 Koa nafahako teo an-tanan’ny Ejipsianina sy izay rehetra nampahory anareo ianareo. Noroahiko tsy ho eo anatrehanareo ireny, ary nomeko anareo ny taniny.+
71 Nilaza tokoa mantsy izy fa hamonjy antsika amin’ny fahavalontsika sy amin’ny tanan’izay rehetra mankahala antsika.+