Isaia 44:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Eny, izaho Ilay miteny amin’ny rano lalina hoe: ‘Aoka ianao ho maina ka ho lasa etona, ary hataoko ritra ny reniranonao rehetra’,+ Jeremia 50:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Voa mafy ny rano ao aminy ka ritra,+ fa tany feno sary sokitra izy.+ Manao hadalana foana ny mpivavaka amin’ireny satria mahita fahitana mampahatahotra. Jeremia 51:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Hifarana hatreo ny aminao, ry vehivavy monina eo amin’ny rano maro+ sady manankarem-be.+ Tapitra hatreo+ ny fitadiavanao tombony.+ Jeremia 51:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 lasan’ny fahavalo ireo toerana fiampitana rano,+ nodorany ireo lakan-jozoro, ary very hevitra ireo lehilahy mpiady.”+ Ezekiela 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahefatra, tamin’ny taona fahatelopolo, dia nisokatra ny lanitra+ ka nahazo fahitana avy tamin’Andriamanitra aho,+ tamin’izaho teo amin’ireo olona natao sesitany,+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara.+ Daniela 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tamin’ny andro fahefatra amby roapolon’ny volana voalohany, raha mbola teo amoron’ilay renirano lehibe atao hoe Hidekela+ aho,
27 Eny, izaho Ilay miteny amin’ny rano lalina hoe: ‘Aoka ianao ho maina ka ho lasa etona, ary hataoko ritra ny reniranonao rehetra’,+
38 Voa mafy ny rano ao aminy ka ritra,+ fa tany feno sary sokitra izy.+ Manao hadalana foana ny mpivavaka amin’ireny satria mahita fahitana mampahatahotra.
13 “Hifarana hatreo ny aminao, ry vehivavy monina eo amin’ny rano maro+ sady manankarem-be.+ Tapitra hatreo+ ny fitadiavanao tombony.+
32 lasan’ny fahavalo ireo toerana fiampitana rano,+ nodorany ireo lakan-jozoro, ary very hevitra ireo lehilahy mpiady.”+
1 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahefatra, tamin’ny taona fahatelopolo, dia nisokatra ny lanitra+ ka nahazo fahitana avy tamin’Andriamanitra aho,+ tamin’izaho teo amin’ireo olona natao sesitany,+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara.+
4 Ary tamin’ny andro fahefatra amby roapolon’ny volana voalohany, raha mbola teo amoron’ilay renirano lehibe atao hoe Hidekela+ aho,