Joba 26:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Vao ampahany kely amin’ny zava-bitany izany,+Ary vao bitsibitsika ihany no mba rentsika momba azy!Fa raha ny kotroka mafy avy aminy kosa, iza no mahalala izany?”+ Ohabolana 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy mba nianatra ny atao hoe fahendrena+ aho, ary tsy manana ny fahalalana ananan’Ilay Masina Indrindra.+
14 Vao ampahany kely amin’ny zava-bitany izany,+Ary vao bitsibitsika ihany no mba rentsika momba azy!Fa raha ny kotroka mafy avy aminy kosa, iza no mahalala izany?”+
3 Tsy mba nianatra ny atao hoe fahendrena+ aho, ary tsy manana ny fahalalana ananan’Ilay Masina Indrindra.+