Genesisy 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy koa Andriamanitra: “Aoka hisy habakabaka+ eo anelanelan’ny rano, dia aoka hisaraka ny rano ambony sy ny rano ambany.”+ Salamo 150:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 150 Miderà an’i Jah!+Derao ao amin’ny toerany masina Andriamanitra.+Derao koa izy, ao amin’ny habakabaka, izay porofon’ny heriny.+ Apokalypsy 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Mendrika handray ny voninahitra+ sy ny haja+ ary ny hery+ ianao, Jehovah ô, eny, ry Andriamanitray ô, satria namorona ny zava-drehetra ianao,+ ary noho ny sitraponao+ no nampisy sy namoronana+ azy ireny.”
6 Ary hoy koa Andriamanitra: “Aoka hisy habakabaka+ eo anelanelan’ny rano, dia aoka hisaraka ny rano ambony sy ny rano ambany.”+
150 Miderà an’i Jah!+Derao ao amin’ny toerany masina Andriamanitra.+Derao koa izy, ao amin’ny habakabaka, izay porofon’ny heriny.+
11 “Mendrika handray ny voninahitra+ sy ny haja+ ary ny hery+ ianao, Jehovah ô, eny, ry Andriamanitray ô, satria namorona ny zava-drehetra ianao,+ ary noho ny sitraponao+ no nampisy sy namoronana+ azy ireny.”