3 Nisy anjely hafa iray koa tonga nijoro teo akaikin’ny alitara,+ sady nanana fitaovana volamena fandoroana emboka manitra. Nomena emboka manitra+ be dia be izy mba hatolony teo ambonin’ilay alitara volamena teo anoloan’ny seza fiandrianana, tamin’ny fotoana nandrenesana ny vavaky ny olona masina.