Isaia 49:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy izy: “Tsy zavatra kely ny nahatongavanao ho mpanompoko hanangana ny fokon’i Jakoba, sy hampody an’ireo narovana teo amin’i Israely.+ Nomeko ho fahazavan’ny hafa firenena+ koa ianao, mba hitaran’ny famonjeko hatrany amin’ny faran’ny tany.”+ Romanina 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Manontany anefa aho hoe: Sao tsy nahare izy ireo? Raha ny marina, dia “efa nivoaka eran-tany ny feony,+ ary efa tonga hatrany amin’ny faran’ny tany onenana ny teny lazainy.”+
6 Ary hoy izy: “Tsy zavatra kely ny nahatongavanao ho mpanompoko hanangana ny fokon’i Jakoba, sy hampody an’ireo narovana teo amin’i Israely.+ Nomeko ho fahazavan’ny hafa firenena+ koa ianao, mba hitaran’ny famonjeko hatrany amin’ny faran’ny tany.”+
18 Manontany anefa aho hoe: Sao tsy nahare izy ireo? Raha ny marina, dia “efa nivoaka eran-tany ny feony,+ ary efa tonga hatrany amin’ny faran’ny tany onenana ny teny lazainy.”+