Deoteronomia 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no didy sy fitsipika ary didim-pitsarana nasain’i Jehovah Andriamanitrareo nampianarina anareo+ mba harahinareo any amin’ilay tany izay halehanareo sy halainareo ho fanananareo. Ohabolana 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nampianatra ahy ny raiko+ ka nilaza hoe: “Aoka tsy hiala ao am-ponao+ ny teniko.+ Tandremo ny didiko, dia ho ela velona ianao.+ Matio 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hoy ny navaliny azy ireo: “Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin’Andriamanitra noho ny fomban-drazanareo?+
6 “Izao no didy sy fitsipika ary didim-pitsarana nasain’i Jehovah Andriamanitrareo nampianarina anareo+ mba harahinareo any amin’ilay tany izay halehanareo sy halainareo ho fanananareo.
4 Ary nampianatra ahy ny raiko+ ka nilaza hoe: “Aoka tsy hiala ao am-ponao+ ny teniko.+ Tandremo ny didiko, dia ho ela velona ianao.+
3 Hoy ny navaliny azy ireo: “Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin’Andriamanitra noho ny fomban-drazanareo?+