Levitikosy 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy olona*+ manota tsy nahy,+ ka mandika ny iray amin’ireo zavatra andraran’i Jehovah, ary tena nanao izany tokoa, dia izao atao: Salamo 90:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nataonao teo anatrehanao ny fahadisoanay,+Ary nataonao teo anoloan’ny fahazavan’ny tavanao ny fahotanay miafina.+
2 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy olona*+ manota tsy nahy,+ ka mandika ny iray amin’ireo zavatra andraran’i Jehovah, ary tena nanao izany tokoa, dia izao atao:
8 Nataonao teo anatrehanao ny fahadisoanay,+Ary nataonao teo anoloan’ny fahazavan’ny tavanao ny fahotanay miafina.+