Salamo 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Namoaka ahy eo amin’ny toerana malalaka izy,+Ary namonjy ahy satria nankasitraka ahy.+ Salamo 91:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Satria izaho no niraiketan’ny fony+Dia hanafaka azy aho.+Harovako izy, satria nanjary nahalala ny anarako.+
14 Satria izaho no niraiketan’ny fony+Dia hanafaka azy aho.+Harovako izy, satria nanjary nahalala ny anarako.+