49Henoy aho, ry nosy!+ Mihainoa tsara, ry firenena any lavitra!+ I Jehovah no niantso ahy+ hatrany am-bohoka. Mbola tany an-kibon-dreniko+ aho, dia efa notononiny ny anarako.+
15 Fa Andriamanitra, izay nahatonga ahy ho teraka avy tao an-kibon-dreniko, no niantso+ ahy noho ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+ Ary rehefa hitany fa tsara