18 Hihinana ny nofon’ny mahery ianareo,+ ary hisotro ny ran’ireo mpiadidy eny ambonin’ny tany, izay toy ny ondrilahy sy ondrilahy kely+ sy osilahy sy vantotr’ombilahy,+ eny, biby nohatavezina avy any Basana izy rehetra.+
27Nony maraina ny andro, dia nikaon-doha ny amin’ny fomba hamonoana an’i Jesosy ho faty ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy rehetran’ny vahoaka.+