Isaia 43:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha miampita rano ianao,+ dia homba anao aho,+ ary raha miampita renirano ianao, dia tsy hanafotra anao ireny.+ Raha mandeha eo amin’ny afo ianao, dia tsy ho may, ary tsy handoro anao ny lelafo.+ Romanina 8:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+
2 Raha miampita rano ianao,+ dia homba anao aho,+ ary raha miampita renirano ianao, dia tsy hanafotra anao ireny.+ Raha mandeha eo amin’ny afo ianao, dia tsy ho may, ary tsy handoro anao ny lelafo.+
31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+