Joba 29:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fony izy nampamirapiratra ny jirony teo ambony lohako,Ka ny fahazavany no nitsilo ny diako tao amin’ny haizina,+ Salamo 36:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ianao no loharanon’aina,+Ary ny fahazavana avy aminao no ahitanay fahazavana.+ Salamo 43:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Alefaso ny fahazavanao sy ny fahamarinanao.+Aoka ireny no hitarika ahy,+Sy hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina sy ny tranolainao be voninahitra.+ Salamo 119:105 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 105 Jiro ho an’ny tongotro ny teninao,+Sady fahazavana ho an’ny lalako.+
3 Fony izy nampamirapiratra ny jirony teo ambony lohako,Ka ny fahazavany no nitsilo ny diako tao amin’ny haizina,+ Salamo 36:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ianao no loharanon’aina,+Ary ny fahazavana avy aminao no ahitanay fahazavana.+ Salamo 43:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Alefaso ny fahazavanao sy ny fahamarinanao.+Aoka ireny no hitarika ahy,+Sy hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina sy ny tranolainao be voninahitra.+ Salamo 119:105 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 105 Jiro ho an’ny tongotro ny teninao,+Sady fahazavana ho an’ny lalako.+
3 Alefaso ny fahazavanao sy ny fahamarinanao.+Aoka ireny no hitarika ahy,+Sy hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina sy ny tranolainao be voninahitra.+