2 Tantara 20:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 ka hoy izy: “Mihainoa, ry Joda rehetra sy ry mponin’i Jerosalema, ary ianao koa ry Josafata Mpanjaka! Izao no lazain’i Jehovah aminareo: ‘Aza matahotra+ na mihorohoro noho ny amin’io vahoaka be io, satria tsy anareo ny ady fa an’Andriamanitra.+
15 ka hoy izy: “Mihainoa, ry Joda rehetra sy ry mponin’i Jerosalema, ary ianao koa ry Josafata Mpanjaka! Izao no lazain’i Jehovah aminareo: ‘Aza matahotra+ na mihorohoro noho ny amin’io vahoaka be io, satria tsy anareo ny ady fa an’Andriamanitra.+