Nomery 16:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary hoy izy tamin’ny vahoaka: “Miangavy anareo aho mba hiala eo anoloan’ny tranolain’ireo olona ratsy fanahy ireo, ary aza mikasika an’izay rehetra azy,+ sao ho ringana noho ny fahotany ianareo.” Salamo 26:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza aringana miaraka amin’ny mpanota aho,+Ary aza aripaka miaraka amin’ny mpandatsa-dra,+
26 Ary hoy izy tamin’ny vahoaka: “Miangavy anareo aho mba hiala eo anoloan’ny tranolain’ireo olona ratsy fanahy ireo, ary aza mikasika an’izay rehetra azy,+ sao ho ringana noho ny fahotany ianareo.”