12Hiteny toy izao ianao amin’izany andro izany:+ “Hisaotra anao aho, Jehovah ô, satria na dia tezitra be tamiko aza ianao, dia nitony ihany ny fahatezeranao,+ ary nampionona ahy ianao.+
8 Tao anatin’ny fahatezerana lehibe no nanafenako vetivety ny tavako taminao,+ fa amin’ny hatsaram-panahy feno fitiavana maharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra kosa no hamindrako fo aminao”,+ hoy i Jehovah Mpanavotra+ anao.