Salamo 72:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hirotsaka toy ny orana eo amin’ny ahitra vao avy nanapahana izy,+Eny, toy ny oram-be mandena ny tany.+ Hosea 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ho toy ny ando aho amin’ny Israely.+ Koa hamony toy ny lisy izy, ary hamaka toy ny hazon’i Libanona.
6 Hirotsaka toy ny orana eo amin’ny ahitra vao avy nanapahana izy,+Eny, toy ny oram-be mandena ny tany.+
5 Ho toy ny ando aho amin’ny Israely.+ Koa hamony toy ny lisy izy, ary hamaka toy ny hazon’i Libanona.