16 ary nanome anao mana+ ho sakafo tany an-tany efitra—mana izay tsy fantatry ny razanao—mba hampanetry tena anao+ sy hitsapana anao ka hanasoavana anao any aoriana.+
11 Marina fa tsy misy famaizana toa mahafaly eo no ho eo, fa mampahory.+ Avy eo anefa izy io, dia mitondra vokatra hiadanana ho an’izay nampiofanina tamin’ny alalan’izany.+ Ary ny fahamarinana+ izany vokatra izany.