Ohabolana 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mandra-pahoviana ianao, ry ilay kamo, no mbola hatory?+ Rahoviana ianao no hifoha amin’ny torimasonao?+ Ohabolana 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Toy ny misy fefy tsilo ny lalan’ny kamo,+ fa ny lalan’ny olo-mahitsy kosa tsy misy mikitoantoana.+
9 Mandra-pahoviana ianao, ry ilay kamo, no mbola hatory?+ Rahoviana ianao no hifoha amin’ny torimasonao?+
19 Toy ny misy fefy tsilo ny lalan’ny kamo,+ fa ny lalan’ny olo-mahitsy kosa tsy misy mikitoantoana.+