Malakia 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hoy ianareo: ‘Fa nahoana?’+ Satria i Jehovah no mijoro ho vavolombelona miampanga anao eo anatrehan’ny vadin’ny fahatanoranao,+ izay nivadihanao na dia namanao sy vady vita fifanekena+ taminao aza.
14 Ary hoy ianareo: ‘Fa nahoana?’+ Satria i Jehovah no mijoro ho vavolombelona miampanga anao eo anatrehan’ny vadin’ny fahatanoranao,+ izay nivadihanao na dia namanao sy vady vita fifanekena+ taminao aza.