Salamo 36:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa mihevi-tena ho zavatra loatra izy,+Dia tsy hitany ny fahadisoany, ka tsy ankahalainy.+ Ohabolana 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Heverin’ny olona ho madio izay rehetra ataony,+ fa i Jehovah kosa no mandinika ny toetra maha izy ny olona.+ Ohabolana 30:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Misy taranaka mihevi-tena ho madio,+ nefa tsy voasasa ho afaka aminy akory ny dikiny.*+
2 Heverin’ny olona ho madio izay rehetra ataony,+ fa i Jehovah kosa no mandinika ny toetra maha izy ny olona.+