Ohabolana 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izany no fanaon’ny olona mitady tombony amin’ny tsy rariny.+ Mahafaka ny ain’ny mahazo azy izany fitadiavan-tombony izany.+ Romanina 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa fahafatesana no tambin’ny ota,+ ary fiainana mandrakizay+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika+ kosa no fanomezana+ omen’Andriamanitra.
19 Izany no fanaon’ny olona mitady tombony amin’ny tsy rariny.+ Mahafaka ny ain’ny mahazo azy izany fitadiavan-tombony izany.+
23 Fa fahafatesana no tambin’ny ota,+ ary fiainana mandrakizay+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika+ kosa no fanomezana+ omen’Andriamanitra.