Ohabolana 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy hiverina intsony ary tsy handia ny lalan’ny velona intsony ireo manao firaisana aminy.+ Ohabolana 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy fantatr’ilay olona anefa fa ny maty, izay tsy mahefa na inona na inona, no ao. Tsy fantany fa ireo olona nantsoin-dravehivavy dia any amin’ny toerana iva, izany hoe ny Fasana.*+ Jakoba 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary ny faniriana rehefa kolokoloina, dia miteraka fahotana,+ ary ny fahotana kosa rehefa tanterahina, dia miteraka fahafatesana.+
18 Tsy fantatr’ilay olona anefa fa ny maty, izay tsy mahefa na inona na inona, no ao. Tsy fantany fa ireo olona nantsoin-dravehivavy dia any amin’ny toerana iva, izany hoe ny Fasana.*+
15 Ary ny faniriana rehefa kolokoloina, dia miteraka fahotana,+ ary ny fahotana kosa rehefa tanterahina, dia miteraka fahafatesana.+