Ohabolana 11:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny marina no vonjena amin’ny fahoriana,+ ary ny ratsy fanahy kosa no iharan’izany ho solony.+ Isaia 43:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sarobidy eo imasoko ianao+ ka mendrika hohajaina, ary tia anao aho.+ Koa hanome olona ho solonao aho, ary firenena maro ho takalonao.+
4 Sarobidy eo imasoko ianao+ ka mendrika hohajaina, ary tia anao aho.+ Koa hanome olona ho solonao aho, ary firenena maro ho takalonao.+