Nomery 23:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ataoko ahoana no fanozona izay tsy nozonin’Andriamanitra?+Ary ataoko ahoana no fanameloka izay tsy nomelohin’i Jehovah?+ Ohabolana 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Maro ny zavatra kasain’ny olona ao am-pony,+ fa ny fikasan’i Jehovah ihany no ho tanteraka.+ Asan’ny Apostoly 5:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 fa raha avy amin’Andriamanitra kosa izao,+ dia tsy ho vitanareo ny handrava azy+—sao dia ho lasa mpiady amin’Andriamanitra ianareo.”+ Romanina 8:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+
8 Ataoko ahoana no fanozona izay tsy nozonin’Andriamanitra?+Ary ataoko ahoana no fanameloka izay tsy nomelohin’i Jehovah?+
39 fa raha avy amin’Andriamanitra kosa izao,+ dia tsy ho vitanareo ny handrava azy+—sao dia ho lasa mpiady amin’Andriamanitra ianareo.”+
31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+