Salamo 62:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Matokia azy foana, rey olona!+Aoka ianareo hamboraka aminy ny ao am-ponareo.+Fialofantsika Andriamanitra.+ Sela. Ohabolana 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Matokia an’i Jehovah amin’ny fonao manontolo,+ fa aza miantehitra amin’ny fahaizanao.+ Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+ 1 Petera 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tamin’ny alalany no nahatongavanareo ho mpino an’Andriamanitra,+ dia ilay nanangana azy tamin’ny maty+ sy nanome voninahitra+ azy, mba hinoanareo sy hanantenanareo an’Andriamanitra.+
8 Matokia azy foana, rey olona!+Aoka ianareo hamboraka aminy ny ao am-ponareo.+Fialofantsika Andriamanitra.+ Sela.
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+
21 Tamin’ny alalany no nahatongavanareo ho mpino an’Andriamanitra,+ dia ilay nanangana azy tamin’ny maty+ sy nanome voninahitra+ azy, mba hinoanareo sy hanantenanareo an’Andriamanitra.+