Ohabolana 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy ny alika miverina amin’ny loany, dia miverina amin’ny hadalany koa ny tsisy saina.+ 1 Korintianina 15:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Fa raha niady tamin’ny bibidia tany Efesosy+ tahaka ny nataon’ny sasany aho, inona no soa azoko amin’izany? Raha tsy hatsangana ny maty, dia “aoka isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty.”+
32 Fa raha niady tamin’ny bibidia tany Efesosy+ tahaka ny nataon’ny sasany aho, inona no soa azoko amin’izany? Raha tsy hatsangana ny maty, dia “aoka isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty.”+