27 Fa ny Zanak’olona efa voatendry ho tonga amin’ny voninahitry ny Rainy miaraka amin’ny anjeliny, ka hamaly ny tsirairay araka ny fitondran-tenany avy.+
10 Fa tsy maintsy haseho miharihary eo anatrehan’ny fitsaran’i Kristy ny maha isika antsika rehetra,+ mba hahazoan’ny tsirairay avy ny valin’izay nataony, na tsara na ratsy, tamin’izy mbola olombelona.+