Isaia 32:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny oloko hipetraka ao amin’ny fonenana anjakan’ny fiadanana, sy ao amin’ny toerana tsy ananana ahiahy tanteraka, ary ao amin’ny toeram-pialan-tsasatra tsy misy manelingelina.+
18 Ny oloko hipetraka ao amin’ny fonenana anjakan’ny fiadanana, sy ao amin’ny toerana tsy ananana ahiahy tanteraka, ary ao amin’ny toeram-pialan-tsasatra tsy misy manelingelina.+