Ohabolana 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hahantra izay kamo miasa,+ fa mampanan-karena kosa ny tanan’ny mazoto.+ Ohabolana 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Maro ny fanirian’ny kamo, nefa tsy manana na inona na inona izy.+ Tsy hanan-java-mahory kosa ny mazoto.+ Ohabolana 23:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 satria hahantra ny mamo lava sy ny tendan-kanina,+ ary ny fitiavan-torimaso mampitafy voro-damba.+
4 Maro ny fanirian’ny kamo, nefa tsy manana na inona na inona izy.+ Tsy hanan-java-mahory kosa ny mazoto.+
21 satria hahantra ny mamo lava sy ny tendan-kanina,+ ary ny fitiavan-torimaso mampitafy voro-damba.+