1 Samoela 23:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nankany amin’i Davida tao Horesa i Jonatana zanak’i Saoly, mba hanamafy ny fatokisan’i Davida an’Andriamanitra.+ Ohabolana 15:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Faly ny olona rehefa mahay mamaly,+ ary tsara erỳ ny teny lazaina amin’ny fotoana mety!+ Ohabolana 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Toho-tantely ny teny mahafinaritra,+ ka sady mamin’ny olona* no manasitrana ny taolana.+ Asan’ny Apostoly 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa nandre ny momba anay ny rahalahy tany, dia nitsena anay hatrany amin’ny Tsenan’i Apio sy ny Tranombahiny Telo. Nisaotra an’Andriamanitra i Paoly raha vao nahita an’ireo, ary nihanahery.+
16 Ary nankany amin’i Davida tao Horesa i Jonatana zanak’i Saoly, mba hanamafy ny fatokisan’i Davida an’Andriamanitra.+
15 Rehefa nandre ny momba anay ny rahalahy tany, dia nitsena anay hatrany amin’ny Tsenan’i Apio sy ny Tranombahiny Telo. Nisaotra an’Andriamanitra i Paoly raha vao nahita an’ireo, ary nihanahery.+