26 satria ny vehivavy mpivaro-tena no mahatonga ny lehilahy tsy hanana afa-tsy sombi-mofo.+ Fa ny vehivavy vadin’olona kosa mamela-pandrika mba hamandrihana aina sarobidy.+
13 Rehefa afaka andro vitsivitsy, dia nangonin’ilay zandriny ny fananany rehetra, ka lasa nankany an-tany lavitra izy. Dia nandanilany foana ny fananany tamin’ny filibana izy.+