-
Nehemia 5:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ary hoy aho tamin’izy ireo: “Izahay aza efa nanao izay tratran’ny herinay hanavotana+ an’ireo Jiosy rahalahinay izay namidy tamin’ireo firenena, koa ianareo indray ve no hivarotra ny rahalahinareo?+ Dia tsy maintsy hividy azy ireo indray ve izahay mba hanavotana azy?” Tsy nahateny tsy nahavolana izy ireo tamin’izay.+
-