Salamo 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Sambatra+ ny olona tsy mandeha araka ny torohevitry ny ratsy fanahy,+Sy tsy mijoro eny amin’ny lalan’ny mpanota,+Ary tsy mipetraka eny amin’izay ipetrahan’ny mpaneso.+ 1 Korintianina 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Aza manaiky ho voafitaka ianareo: Ny naman-dratsy dia manimba ny fahazarana mahasoa.+
1 Sambatra+ ny olona tsy mandeha araka ny torohevitry ny ratsy fanahy,+Sy tsy mijoro eny amin’ny lalan’ny mpanota,+Ary tsy mipetraka eny amin’izay ipetrahan’ny mpaneso.+