3 Aoka ianareo hanongilan-tsofina+ ka hankatỳ amiko.+ Mihainoa, dia ho velona ianareo.+ Fa hanao fifanekena aminareo tokoa aho, eny, fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra+ mifanaraka amin’ny hatsaram-panahy feno fitiavana, dia ilay hatsaram-panahy azo itokisana izay naseho tamin’i Davida.+