Ohabolana 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy fantatr’ilay olona anefa fa ny maty, izay tsy mahefa na inona na inona, no ao. Tsy fantany fa ireo olona nantsoin-dravehivavy dia any amin’ny toerana iva, izany hoe ny Fasana.*+
18 Tsy fantatr’ilay olona anefa fa ny maty, izay tsy mahefa na inona na inona, no ao. Tsy fantany fa ireo olona nantsoin-dravehivavy dia any amin’ny toerana iva, izany hoe ny Fasana.*+