Deoteronomia 32:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nandaka+ i Jesorona+ rehefa nihanatavy.Ry Jesorona ô, lasa natavy sy dongadonga ianao sady voky be.+Dia nahafoy an’Andriamanitra izay nanao azy+ izy,Ary nanamavo an’ilay Vatolampy+ famonjena azy. Lioka 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Izay mihaino+ anareo dia mihaino ahy. Izay tsy manaiky anareo dia tsy manaiky ahy. Ary izay tsy manaiky ahy dia tsy manaiky+ an’ilay naniraka ahy.”
15 Nandaka+ i Jesorona+ rehefa nihanatavy.Ry Jesorona ô, lasa natavy sy dongadonga ianao sady voky be.+Dia nahafoy an’Andriamanitra izay nanao azy+ izy,Ary nanamavo an’ilay Vatolampy+ famonjena azy.
16 “Izay mihaino+ anareo dia mihaino ahy. Izay tsy manaiky anareo dia tsy manaiky ahy. Ary izay tsy manaiky ahy dia tsy manaiky+ an’ilay naniraka ahy.”