Joba 30:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mankahala ahy izy, ka manalavitra ahy,+Sady tsy menatra akory mandrora ny tavako.+ Ohabolana 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny rahalahiny rehetra aza mankahala ny mahantra,+ mainka moa fa ny namany akaiky! Mihatakataka aminy ireny,+ ka tsy mihaino azy rehefa mba te hiteny aminy izy.+
7 Ny rahalahiny rehetra aza mankahala ny mahantra,+ mainka moa fa ny namany akaiky! Mihatakataka aminy ireny,+ ka tsy mihaino azy rehefa mba te hiteny aminy izy.+