Salamo 52:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ny hanisy ratsy no kendren’ny lelanao, izay maranitra toy ny hareza,+Sady mamitaka.+ Ohabolana 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny tenin’ny tsisy saina no hahavoa azy,+ ary fandrika ho an’ny tenany ny zavatra lazainy.+