21 Ary nasainy nanatona araka ny fianakaviany avy ny fokon’i Benjamina, ka ny fianakavian’ny Matrita no voafidy.+ Farany, dia i Saoly zanak’i Kisy no voafidy.+ Ary notadiavin’ny olona izy, nefa tsy hita.
11Nonina tao Jerosalema+ ny andrianan’ny+ vahoaka. Nanao antsapaka+ kosa ny vahoaka mba hakana ny ampahafolon’izy ireo honina ao Jerosalema tanàna masina,+ ary ny sivy ampahafolony honina any amin’ireo tanàna hafa.