Joba 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Omem-boninahitra ny zanany, nefa tsy fantany,+Ary lasa tsinontsinona ireny, nefa tsy ahoany. Ohabolana 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tsy fantatrao izay havoaky ny andro tsirairay,+ ka aza mirehareha ny amin’ny ampitso.+ Mpitoriteny 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy misy mahalala izay ho avy,+ ary iza tokoa moa no afaka hilaza aminy izay ho avy? Jakoba 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy fantatrareo akory anefa izay hitranga aminareo rahampitso.+ Zavona miserana vetivety ianareo, ary levona rehefa avy eo.+
14 Tsy fantatrareo akory anefa izay hitranga aminareo rahampitso.+ Zavona miserana vetivety ianareo, ary levona rehefa avy eo.+