Salamo 104:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+ Mpitoriteny 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mandehana, hano amim-pifaliana ny sakafonao, ary sotroy amin’ny fo falifaly ny divainao,+ satria sitrak’Andriamanitra ny asanao.+
15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+
7 Mandehana, hano amim-pifaliana ny sakafonao, ary sotroy amin’ny fo falifaly ny divainao,+ satria sitrak’Andriamanitra ny asanao.+