Isaia 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia hihorohoro izy ireo, sady ho menatra noho ny amin’i Etiopia izay fanantenany,+ sy noho ny amin’i Ejipta izay hatsaran-tarehiny.+ Jeremia 37:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izao no holazainareo amin’ny mpanjakan’ny Joda, izay naniraka anareo hanontany ahy:+ “Hiverina any amin’ny taniny, any Ejipta, ny tafik’i Farao izay nivoaka hanampy anareo.+
5 Dia hihorohoro izy ireo, sady ho menatra noho ny amin’i Etiopia izay fanantenany,+ sy noho ny amin’i Ejipta izay hatsaran-tarehiny.+
7 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izao no holazainareo amin’ny mpanjakan’ny Joda, izay naniraka anareo hanontany ahy:+ “Hiverina any amin’ny taniny, any Ejipta, ny tafik’i Farao izay nivoaka hanampy anareo.+